|
|
|
|

Entry1  tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Elementary words  2  tsy, 3  mahaleo, 4  sara, 5  vidy
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy [1.1]

Updated on 2025/09/12